Mpitoriteny 3:4 - Baiboly Katolika4 Fotoana hitomaniana, ary fotoana hihomehezana; fotoana higogogogoana, ary fotoana handihizana. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20114 ao ny andro itomaniana ary ao ny andro ihomehezana; ao ny andro isaonana ary ao ny andro andihizana; Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA4 Misy fotoana itomaniana ary misy fotoana ihomehezana; misy fotoana isentoana ary misy fotoana andihizana. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara4 Misy fotoana itomaniana ary misy fotoana ihomehezana; misy fotoana isentoana ary misy fotoana andihizana. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy4 Ao ny andro itomaniana, ary ao ny andro ihomehezana; Ao ny andro isaonana, ary ao ny andro andihizana; Jereo ny tokoMalagasy Bible4 Ao ny andro itomaniana, ary ao ny andro ihomehezana; Ao ny andro isaonana, ary ao ny andro andihizana; Jereo ny tokoLa Bible en Malgache4 ao ny andro itomaniana ary ao ny andro ihomehezana; ao ny andro isaonana ary ao ny andro andihizana; Jereo ny toko |