Mpitoriteny 3:5 - Baiboly Katolika5 Fotoana hanelezam-bato, ary fotoana hanangonana azy; fotoana hamihinana, ary fotoana hifadiana fifamihinana. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20115 ao ny andro anariam-bato ary ao ny andro anangonam-bato; ao ny andro amihinana ary ao ny andro ifadiana tsy hamihinana; Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA5 Misy fotoana anariam-bato ary misy fotoana anangonam-bato; misy fotoana anorohana ary misy fotoana ifadiam-panorohana. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara5 Misy fotoana anariam-bato ary misy fotoana anangonam-bato; misy fotoana anorohana ary misy fotoana ifadiam-panorohana. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy5 Ao ny andro anariam-bato, ary ao ny andro anangonam-bato; Ao ny andro anohonana, ary ao ny andro ifadiana tsy hanohona; Jereo ny tokoMalagasy Bible5 Ao ny andro anariam-bato, ary ao ny andro anangonam-bato; Ao ny andro anohonana, ary ao ny andro ifadiana tsy hanohona; Jereo ny tokoLa Bible en Malgache5 ao ny andro anariam-bato ary ao ny andro anangonam-bato; ao ny andro amihinana ary ao ny andro ifadiana tsy hamihinana; Jereo ny toko |