Isaia 3:24 - Baiboly Katolika24 Ka ny zava-manitra hosoloana lo; ny fehikibo hosoloana mahazaka; ny volo mivona, hosoloana loha sola; ny akanjo vity malalaka, hosoloana lasàka; ny hatsaran-tarehy, hosoloana tomboka amin’ny afo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201124 Hosoloana zavatra maimbo ny ranomanitra; hosoloana mahazaka ny fehikibo tsara; hosoloana loha sola ny volo voavoatra tsara; hosoloana akanjo fisaonana ny akanjo mirebareba ary hosoloana marika amin’ny vy mahamay ny hatsaran-tarehy. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA24 Ny fofona manitra hosoloana fofo-maimbo, ny fehikibo marevaka hosoloana tady tsotra, ny randrana tsara voatra hosoloana loha sola. ny fitafiana mihaja hosoloana lamba fisaonana. Eny, ny bika soa hosoloana tomboka vy mahamenatra. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara24 Ny fofona manitra hosoloana fofo-maimbo, ny fehikibo marevaka hosoloana tady tsotra, ny randrana tsara voatra hosoloana loha sola. ny fitafiana mihaja hosoloana lamba fisaonana. Eny, ny bika soa hosoloana tomboka vy mahamenatra. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy24 Ary ny manitra hosoloana ny maimbo; Ary ny fehin-kibo tsara hosoloana ny mahazaka; Ary ny volo voavoatra tsara hosoloana ny boriana; Ary ny akanjo miebanebana hosoloana ny lamba fisaonana; Ary ny hatsaran-tarehy hosoloana ny tomboka amin’ny vy mahamay. Jereo ny tokoMalagasy Bible24 Ary ny manitra hosoloana ny maimbo; Ary ny fehin-kibo tsara hosoloana ny mahazaka; Ary ny volo voavoatra tsara hosoloana ny boriana; Ary ny akanjo miebanebana hosoloana ny lamba fisaonana; Ary ny hatsaran-tarehy hosoloana ny tomboka amin'ny vy mahamay. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache24 Hosoloana zavatra maimbo ny ranomanitra; hosoloana mahazaka ny fehikibo tsara; hosoloana loha sola ny volo voavoatra tsara; hosoloana akanjo fisaonana ny akanjo mirebareba ary hosoloana marika amin’ny vy mahamay ny hatsaran-tarehy. Jereo ny toko |