Hosea 2:13 - Baiboly Katolika
Hatsahatro avokoa ny fifaliany rehetra; ny fetiny, ny voaloham-bolany, ny sabatany, ary ny fetiny lehibe rehetra.
Jereo ny toko
Hatsahatro ny fifaliany rehetra, dia ny andro firavoravoany sy ny voaloham-bolany ary ny Sabatany; eny, ny fotoam-piravoravoany rehetra.
Jereo ny toko
Hatsahatro ny fifaliany rehetra, dia ireo fety fanaony isan-taona, ireo voaloham-bolany sy ireo sabatany ary ireo fety hafa fankalàzany.
Jereo ny toko
Hatsahatro ny fifaliany rehetra, dia ireo fety fanaony isan-taona, ireo voaloham-bolany sy ireo sabatany ary ireo fety hafa fankalàzany.
Jereo ny toko
Ary hatsahatro ny fifaliany rehetra, Dia ny andro firavoravoany sy ny voaloham-bolany ary ny Sabatany, Eny, ny fotoam-pivavahany rehetra.
Jereo ny toko
Ary hatsahatro ny fifaliany rehetra, dia ny andro firavoravoany sy ny voaloham-bolany ary ny Sabatany, eny, ny fotoam-pivavahany rehetra.
Jereo ny toko
Hatsahatro ny fifaliany rehetra, dia ny andro firavoravoany sy ny voaloham-bolany ary ny Sabatany; eny, ny fotoam-piravoravoany rehetra.
Jereo ny toko