Mpitsara 3:7 - Baiboly Katolika7 Nanao izay ratsy teo imason’i Iaveh ny zanak’i Israely: I Iaveh nohadinoiny, fa i Baala sy ny Askerôta no notompoiny, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20117 Nanao izay ratsy teo imason’NY TOMPO ny Zanak’Israely ka nanadino NY TOMPO Andriamaniny ary nanompo ireo Baala sy Aseraha. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA7 Ary nanao izay ratsy eo imason’ny TOMPO ny Israelita fa nanadino ny TOMPO Andriamaniny ka nanompo ireo Bahala sy ireo Aserà. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara7 Ary nanao izay ratsy eo imason’ny TOMPO ny Israelita fa nanadino ny TOMPO Andriamaniny ka nanompo ireo Bahala sy ireo Aserà. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy7 ARY nanao izay ratsy eo imason’i Jehovah ny Zanak’Isiraely ka nanadino an’i Jehovah Andriamaniny ary nanompo ireo Bala sy Aseraha. Jereo ny tokoMalagasy Bible7 Ary nanao izay ratsy eo imason'i Jehovah ny Zanak'Isiraely ka nanadino an'i Jehovah Andriamaniny ary nanompo ireo Bala sy Aseraha. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache7 Nanao izay ratsy teo imason’NY TOMPO ny Zanak’Israely ka nanadino NY TOMPO Andriamaniny ary nanompo ireo Baala* sy Aseraha*. Jereo ny toko |