Jeremia 23:8 - DIEM PROTESTANTA
fa hatao hoe: ‹Velona ny TOMPO Izay nampakatra ny taranaka israelita avy any amin’ny tany avaratra sy ny faritany rehetra nanapariahany azy mba honina indray eo amin’ny tanindrazany, ka mianiana aho...› »
Jereo ny toko
Fa izao kosa: Raha velona koa NY TOMPO izay nitondra ny taranak’Israely niakatra sady nitarika azy avy tany amin’ny tany avaratra sy avy tany amin’ny tany rehetra izay nandroahako azy; dia honina ao amin’ny taniny izy.

fa hoe: Velona i Iaveh, izay nitondra sy nampody ny firenena taranak’i Israely, avy any amin’ny tany avaratra sy ny tany rehetra nandroahako azy. Dia honina eo amin’ny taniny izy ireo.
Jereo ny toko
Fa izao kosa: Raha velona koa Jehovah, Izay nitondra ny taranak’Isiraely niakatra sady nitarika azy avy tany amin’ny tany avaratra Sy avy tany amin’ny tany rehetra izay nandroahako azy; Dia honina ao amin’ny taniny izy.
Jereo ny toko
Fa izao kosa: Raha velona koa Jehovah, Izay nitondra ny taranak'Isiraely niakatra sady nitarika azy avy tany amin'ny tany avaratra sy avy tany amin'ny tany rehetra izay nandroahako azy; Dia honina ao amin'ny taniny izy.