Zefania 3:20 - DIEM PROTESTANTA20 Amin’izany fotoana izany tokoa no hampodiako sy hamoriako anareo. Ho hitanareo fa hambiniko indray ianareo; homeko voninahitra sy laza ianareo any amin’ny firenena rehetra eto an-tany.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201120 Amin’izany andro izany no hitondrako anareo miverina; eny, amin’izany andro izany no hanangonako anareo. Fa hataoko ho voninahitra sy ho laza any amin’ny firenena rehetra ambonin’ny tany ianareo, rehefa hampodiko avy amin’ny fahababoana ianareo ka ho hitan’ny masonareo izany, hoy NY TOMPO. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara20 Amin’izany fotoana izany tokoa no hampodiako sy hamoriako anareo. Ho hitanareo fa hambiniko indray ianareo; homeko voninahitra sy laza ianareo any amin’ny firenena rehetra eto an-tany.» Jereo ny tokoBaiboly Katolika20 Amin’izany andro izany, hampodiko ianareo; ary amin’ny andro hanangonako anareo, hataoko malaza sy be voninahitra ianareo, any amin’ny firenena rehetra eto an-tany, rehefa hatsahatro ny fahababoanareo, eo imasonareo, hoy i Iaveh. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy20 Amin’izany andro izany no hitondrako anareo miditra, Eny, amin’izany andro izany no hanangonako anareo; Fa hataoko ho anarana sy ho fiderana any amin’ny firenena rehetra amin’ny tany hianareo, Raha hampodiko avy amin’ny fahababoana hianareo, ka ho hitan’ny masonareo izany, hoy Jehovah. Jereo ny tokoMalagasy Bible20 Amin'izany andro izany no hitondrako anareo miditra, Eny, amin'izany andro izany no hanangonako anareo; Fa hataoko ho anarana sy ho fiderana any amin'ny firenena rehetra amin'ny tany ianareo, Raha hampodiko avy amin'ny fahababoana ianareo, ka ho hitan'ny masonareo izany, hoy Jehovah. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache20 Amin’izany andro izany no hitondrako anareo miverina; eny, amin’izany andro izany no hanangonako anareo. Fa hataoko ho voninahitra sy ho laza any amin’ny firenena rehetra ambonin’ny tany ianareo, rehefa hampodiko avy amin’ny fahababoana ianareo ka ho hitan’ny masonareo izany, hoy NY TOMPO. Jereo ny toko |
Ary hahafaly Ahy ny hanonona ny anaran’i Jerosalema, ka ho voninahitro sy haingoko eo imason’ny firenen-kafa rehetra ambonin’ny tany izy. Ary rehefa handre ny soa rehetra izay hataoko amin’i Jerosalema, ireo firenena ireo, dia hangovitry ny tahotra manoloana ny soa rehetra sy ny fiadanam-be izay hataoko aminy.»