Daniela 8:3 - DIEM PROTESTANTA
Dia nampifantoka ny masoko hijery aho ka indro nisy ondrilahy iray nitsangana teo amoron’ilay renirano sady nanana tandroka roa. Lava ireo tandroka ireo, nefa ilay nitsimoka taoriana no lava kokoa noho ny anankiray.
Jereo ny toko
Natopiko ny masoko ka hitako fa indro nisy ondrilahy iray nitsangana teo amoron’ny ony ary nanana tandroka roa izy; lava ireo tandroka ireo, ary ny iray dia lava noho ny iray, nefa ilay lavalava kokoa no nipoitra taoriana.

Dia natopiko ny masoko, ka hitako, fa, indro, nisy ondrilahy iray nitsangana teo amoron’ny ony, izay nanana tandroka roa; lava ireo tandroka ireo, ary ny anankiray lava noho ny anankiray, nefa ilay lavalava kokoa no niposaka taoriana.
Jereo ny toko
Dia natopiko ny masoko, ka hitako, fa, indro, nisy ondrilahy iray nitsangana teo amoron'ny ony, izay nanana tandroka roa; lava ireo tandroka ireo, ary ny anankiray lava noho ny anankiray, nefa ilay lavalava kokoa no niposaka taoriana.