Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Zakaria 5:1 - DIEM PROTESTANTA

1 Nanopy maso indray aho, ka indro hitako nisy horonam-boky manidina.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

1 Dia natopiko indray ny masoko ka hitako fa indro, horonan-taratasy manidina iray.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

1 Nanopy maso indray aho, ka indro hitako nisy horonam-boky manidina.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

1 Natopiko indray ny masoko, ka nahita aho: Ary indro nisy horonan-taratasy nanidina.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

1 DIA natopiko indray ny masoko, ka hitako fa, indro, nisy horonan-taratasy manidina.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

1 Dia natopiko indray ny masoko, ka hitako fa, indro, nisy horonan-taratasy manidina.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

1 Dia natopiko indray ny masoko ka hitako fa indro, horonan-taratasy manidina iray.

Jereo ny toko dika mitovy




Zakaria 5:1
9 Rohy Ifampitohizana  

Ary hoy ny TOMPO tamiko: –Mandraisa takela-tanimanga iray lehibe, dia soraty araka ny fanaon’ny olona izao: «Ho an’i Mahera-Salala-Hasy-Baza» na hoe «Ho an’i Faingàna hamabo-Dodòna handroba.»


Ary nanontanian’ilay anjely aho hoe: –Inona no hitanao? Dia hoy aho namaly: –Mahita horonam-boky manidina aho: folo metatra ny lavany ary dimy metatra ny sakany.


ary nitana horonamboky kely mivelatra izy teny an-tanany. Nasabakan’io anjely io ny tongony, ka ny ankavanana napetrany teo amin’ny ranomasina ary ny ankavia napetrany teo amin’ny tany.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra