Daniela 10:5 - DIEM PROTESTANTA5 Ary nampifantoka ny masoko hijery aho ka nahita lehilahy iray niakanjo rongony fotsy sady nanao fehikibo volamena madio avy any Ofaza. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20115 dia nanopy ny masoko aho ka nijery ary indro, nisy lehilahy iray niakanjo vita tamin’ny lamba rongony ka tena volamena avy any Ofaza ny fehikibony. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara5 Ary nampifantoka ny masoko hijery aho ka nahita lehilahy iray niakanjo rongony fotsy sady nanao fehikibo volamena madio avy any Ofaza. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy5 dia nanopy ny masoko aho ka nijery, ary, indro, nisy lehilahy iray nitafy rongony fotsy, ka tena volamena avy any Ofaza no nisikinany; Jereo ny tokoMalagasy Bible5 dia nanopy ny masoko aho ka nijery, ary, indro, nisy lehilahy iray nitafy rongony fotsy, ka tena volamena avy any Ofaza no nisikinany; Jereo ny tokoLa Bible en Malgache5 dia nanopy ny masoko aho ka nijery ary indro, nisy lehilahy iray niakanjo vita tamin’ny lamba rongony ka tena volamena avy any Ofaza ny fehikibony. Jereo ny toko |
Dia indreo lehilahy enina nipoitra teo amin’ny vavahady ambony, izay tamin’ny lafiny avaratry ny tempoly, sady samy nitondra ny fitaovam-pandravàny avy. Nisy lehilahy iray niakanjo rongony teo afovoany sady mitondra fitaovam-panoratana teny amin’ny fehikibony. Niditra izy rehetra ka nijanona teo akaikin’ny alitara halimo.