Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 24:2 - DIEM PROTESTANTA

2 Rehefa niandrandra i Balahama, dia nahita ireo Israelita nitoby isaky ny fokony avy; ary notsindrian’ny Fanahin’Andriamanitra izy,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

2 Dia natopin’i Balama ny masony ka nahita ny Israely mitoby araka ny fokony avy izy. Ary ny Fanahin’Andriamanitra tonga tamin’i Balama.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

2 Rehefa niandrandra i Balahama, dia nahita ireo Israelita nitoby isaky ny fokony avy; ary notsindrian’ny Fanahin’Andriamanitra izy,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

2 Ary nony natopiny ny masony, dia nahita an’i Israely nitoby isam-pokony izy, ary notsindrian’ny Fanahin’Andriamanitra izy,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

2 Dia natopin’i Balama ny masony, ka nahita ny Isiraely mitoby araka ny fireneny izy; ary ny Fanahin’Andriamanitra tonga tamin’i Balama.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

2 Dia natopin'i Balama ny masony, ka nahita ny Isiraely mitoby araka ny fireneny izy; ary ny Fanahin'Andriamanitra tonga tamin'i Balama.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

2 Dia natopin’i Balama ny masony ka nahita ny Israely mitoby araka ny fokony avy izy. Ary ny Fanahin’Andriamanitra tonga tamin’i Balama.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 24:2
17 Rohy Ifampitohizana  

Tonga tamin’i Hazarià zanakalahin’i Hôdeda ny Fanahin’Andriamanitra;


«Fa iza moa io vehivavy io izay manjelanjelatra toy ny maraina sady tsara tarehy toy ny volana sy mamirapiratra toy ny masoandro ary mahatalanjona toa andian-kintana?»


Ianao, rahavako, dia tsara tarehy tahaka ny tanàna Tiritsà sady kanto tahaka an’i Jerosalema ary mahatalanjona toa andian-kintana.


«Akory ny hatsàran’ny lainareo, ry taranak’i Jakôba; endrey ny hasoan’ny fonenanareo, ry vahoaka Israelita!


i Simôna Kananeanina ary i Jodasy Iskariôta ilay nanolotra an’i Jesoa.


Sitrano ny marary, atsangano ho velona ny maty, diovy ny marary hoditra, roahy ny demony; nahazo maimaimpoana ianareo, koa manomeza maimaimpoana.


Amin’izany andro izany, dia maro no hanao amiko hoe: «Tompo ô, Tompo ô, tsy efa nilaza hafatra tamin’ny anaranao ve izahay? tsy efa nandroaka demony tamin’ny anaranao ve izahay? tsy efa nanao asa mahagaga maro tamin’ny anaranao ve izahay?»


Kanefa aza dia ianareo eken’ny fanahy ratsy no ifaliana; fa mifalia noho ianareo efa voasoratra anarana any an-danitra.


Nahazo tsindrimandry avy amin’ny Fanahy Masina aho tamin’ny andron’ny Tompo, ka nahare feo mahery tao ivohoko, dia feo mahery tahaka ny feon-trompetra


Dia nitoetra tao aminy ny Fanahin’ny TOMPO, ka nitondra ny Israelita izy. Ary niainga hiady i Hôtniela; dia natolotry ny TOMPO teo an-tanany i Kosàna-Risehataîma mpanjakan’i Mezôpôtamia ka resiny.


Koa rehefa tonga tany Gibehà i Saoly sy ny mpanompony, dia indreo andiana mpaminany nifanena taminy; dia nilatsahan’ny Fanahin’Andriamanitra i Saoly, ary niara-naminany tamin’izy ireo.


Dia naniraka olona indray i Saoly hisambotra an’i Davida. Rehefa hitan’izy ireo anefa ny andiana mpaminany izay tarihin’i Samoela fa tsindrian-daona maminany, dia nohetsehin’ny Fanahin’Andriamanitra ireto irak’i Saoly, ka nanomboka naminany koa.


Dia lasa nankany Naiôta akaikin’i Ramà i Saoly. Teny an-dalana dia tonga taminy ny Fanahin’Andriamanitra, ka tsindrian-daona naminany mandra-pahatongany tany Naiôta izy.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra