Nomery 26:23 - Baiboly Katolika Zanak’i Isakara, araka ny fokony avy: ny fokon’ny Tôlaïta avy tamin’i Tolà, ny fokon’ny Foaita avy tamin’i Foà, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ny taranak’Isakara, araka ny fianakaviany, dia izao: Avy tamin’i Tola, ny fianakavian’ny Tolita; avy tamin’i Pova, ny fianakavian’ny Povita; DIEM PROTESTANTA Ny taranak’i Jisakara, araka ny tarika tao aminy, dia izao: ny Tôlahita avy tamin’i Tôlà; ny Povanîta avy tamin’i Povà; Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ny taranak’i Jisakara, araka ny tarika tao aminy, dia izao: ny Tôlahita avy tamin’i Tôlà; ny Povanîta avy tamin’i Povà; Baiboly Protestanta Malagasy Ny taranak’Isakara, araka ny fokony, dia izao: avy tamin’i Tola ny fokon’ny Tolita; avy tamin’i Pova ny fokon’ny Povita; Malagasy Bible Ny taranak'Isakara, araka ny fokony, dia izao: avy tamin'i Tola ny fokon'ny Tolita; avy tamin'i Pova ny fokon'ny Povita; La Bible en Malgache Ny taranak’Isakara, araka ny fianakaviany, dia izao: Avy tamin’i Tola, ny fianakavian’ny Tolita; avy tamin’i Pova, ny fianakavian’ny Povita; |
Ny terak’i Isakara, ny taranak’ireo araka ny fianakaviany sy ny fokom-pianakaviany avy, rehefa nisaina ny anarany hatramin’ny roapolo taona no ho miakatra, ny lehilahy mahatàm-piadiana,
Ny fokon’i Isakara no hitoby eo anilany. Ny filohan’ny taranak’i Isakara dia i Natanaely zanak’i Soara,