Genesisy 46:13 - Baiboly Katolika13 Zanak’i Isakara: i Tola, i Foa, i Joba, ary i Semrôna. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201113 Ny zanakalahin’Isakara dia i Tola, i Pova, i Joba ary i Simrona. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA13 I Jisakara sy ireo zanany lahy, dia i Tôlà sy i Povà ary i Jasoba sy i Simrôna. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara13 I Jisakara sy ireo zanany lahy, dia i Tôlà sy i Povà ary i Jasoba sy i Simrôna. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy13 Ary ny zanakalahin’Isakara dia Tola sy Pova sy Joba ary Simrona. Jereo ny tokoMalagasy Bible13 Ary ny zanakalahin'Isakara dia Tola sy Pova sy Joba ary Simrona. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache13 Ny zanakalahin’Isakara dia i Tola, i Pova, i Joba ary i Simrona. Jereo ny toko |