Genesisy 46:14 - Baiboly Katolika14 Zanak’i Zabolôna: i Sareda, i Elôna, ary i Jahelela. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201114 Ny zanakalahin’i Zebolona dia i Sereda sy i Elona ary i Jahalela. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA14 I Zebolòna sy ireo zanany lahy, dia i Sereda sy i Elôna ary i Jahiliela. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara14 I Zebolòna sy ireo zanany lahy, dia i Sereda sy i Elôna ary i Jahiliela. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy14 Ary ny zanakalahin’i Zebolona dia Sereda sy Elona ary Jahalela. Jereo ny tokoMalagasy Bible14 Ary ny zanakalahin'i Zebolona dia Sereda sy Elona ary Jahalela. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache14 Ny zanakalahin’i Zebolona dia i Sereda sy i Elona ary i Jahalela. Jereo ny toko |