Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -

Nomery 26:23 - DIEM PROTESTANTA

23 Ny taranak’i Jisakara, araka ny tarika tao aminy, dia izao: ny Tôlahita avy tamin’i Tôlà; ny Povanîta avy tamin’i Povà;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

23 Ny taranak’Isakara, araka ny fianakaviany, dia izao: Avy tamin’i Tola, ny fianakavian’ny Tolita; avy tamin’i Pova, ny fianakavian’ny Povita;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

23 Ny taranak’i Jisakara, araka ny tarika tao aminy, dia izao: ny Tôlahita avy tamin’i Tôlà; ny Povanîta avy tamin’i Povà;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

23 Zanak’i Isakara, araka ny fokony avy: ny fokon’ny Tôlaïta avy tamin’i Tolà, ny fokon’ny Foaita avy tamin’i Foà,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

23 Ny taranak’Isakara, araka ny fokony, dia izao: avy tamin’i Tola ny fokon’ny Tolita; avy tamin’i Pova ny fokon’ny Povita;

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

23 Ny taranak'Isakara, araka ny fokony, dia izao: avy tamin'i Tola ny fokon'ny Tolita; avy tamin'i Pova ny fokon'ny Povita;

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

23 Ny taranak’Isakara, araka ny fianakaviany, dia izao: Avy tamin’i Tola, ny fianakavian’ny Tolita; avy tamin’i Pova, ny fianakavian’ny Povita;

Jereo ny toko dika mitovy

Nomery 26:23
6 Rohy Ifampitohizana  

I Jisakara sy ireo zanany lahy, dia i Tôlà sy i Povà ary i Jasoba sy i Simrôna.

Efatra ny zanakalahin’i Jisakara: dia i Tôlà sy i Povà ary i Jasoba sy i Simrôna.

ny Jasobita avy tamin’i Jasoba; ny Simrônita avy tamin’i Simrôna.

Araho izahay:

dokam-barotra

dokam-barotra