Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 26:22 - DIEM PROTESTANTA

22 Ireo no tarika tao amin’ny fokon’i Joda; ka nisy 76 500 ny lehilahy mahatam-piadiana tao aminy, araka ny nanisana azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

22 Ireo no fianakavian’i Joda, araka izay voaisa taminy, dimanjato sy enina arivo sy fito alina.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

22 Ireo no tarika tao amin’ny fokon’i Joda; ka nisy 76 500 ny lehilahy mahatam-piadiana tao aminy, araka ny nanisana azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

22 Ireo no fokon’i Jodà, araka ny voaisa amin’izy ireo: 76.500.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

22 Ireo no fokon’i Joda, araka izay voalamina taminy, dia diman-jato amby enina arivo sy fito alina.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

22 Ireo no fokon'i Joda, araka izay voalamina taminy, dia diman-jato amby enina arivo sy fito alina.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

22 Ireo no fianakavian’i Joda, araka izay voaisa taminy, dimanjato sy enina arivo sy fito alina.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 26:22
7 Rohy Ifampitohizana  

Ry Joda, hidera anao ireo rahalahinao; Hofolahinao kosa ny hatok’ireo fahavalonao, ka hiankohoka eo anatrehanao ireo ralahahinao.


I Joda no nahery indrindra teo amin’izy mirahalahy avy, ka izy no nipoiran’ilay ho tonga mpanjakan’i Israely; nefa ny fizokiana dia an’i Jôsefa ihany.


Hohamaroin’ny TOMPO anie ny ankohonanareo, dia ny anareo sy ny an’ny zanakareo!


Eny, fantatra mazava tsara fa avy amin’ny fokon’i Joda no nipoiran’ny Tompontsika; ary izany foko izany, rehefa niteny momba ny mpisorona i Mosesy, dia tsy mba voatonony velively.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra