Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 26:19 - DIEM PROTESTANTA

19-21 Ny taranak’i Joda, araka ny tarika tao aminy, dia: ny Selanita avy tamin’i Sela; ny Peritsita avy tamin’i Peretsa; ny Zerahita avy tamin’i Zerà. Ny taranak’i Peretsa dia nisy fianakaviambe anankiroa: ny Hetsirônita avy tamin’i Hetsirôna ary ny Hamôlita avy tamin’i Hamòla. Ny zanak’i Joda roa lahy, i Hera sy i Ônana, anefa dia maty tany Kanahana.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

19 Ny zanak’i Joda dia i Era sy i Onana; kanefa i Era sy i Onana dia maty tany amin’ny tany Kanana.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

19-21 Ny taranak’i Joda, araka ny tarika tao aminy, dia: ny Selanita avy tamin’i Sela; ny Peritsita avy tamin’i Peretsa; ny Zerahita avy tamin’i Zerà. Ny taranak’i Peretsa dia nisy fianakaviambe anankiroa: ny Hetsirônita avy tamin’i Hetsirôna ary ny Hamôlita avy tamin’i Hamòla. Ny zanak’i Joda roa lahy, i Hera sy i Ônana, anefa dia maty tany Kanahana.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

19 Zanak’i Jodà: i Era sy i Onàna, fa maty tany Kanaana i Era sy i Onàna.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

19 Ny zanak’i Joda dia Era sy Onana; kanefa Era sy Onana dia maty tany amin’ny tany Kanana ihany.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

19 Ny zanak'i Joda dia Era sy Onana; kanefa Era sy Onana dia maty tany amin'ny tany Kanana ihany.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

19 Ny zanak’i Joda dia i Era sy i Onana; kanefa i Era sy i Onana dia maty tany amin’ny tany Kanana.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 26:19
5 Rohy Ifampitohizana  

I Joda sy ireo zanany lahy, dia i Selà sy i Peretsa ary i Zera; fa ny zanany roa lahy, i Hera sy i Onàna, dia efa maty tany amin’ny tany Kanahàna. Ary ny zanakalahin’i Peretsa dia i Hetsirôna sy i Hamola.


Ny zanakalahin’i Joda dia i Peretsa sy i Hetsirôna mbamin’i Karmỳ sy i Hora ary i Sôbala.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra