Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 26:24 - Baiboly Katolika

24 ny fokon’ny Jasobita avy tamin’i Jasoba, ny fokon’ny Semranita avy tamin’i Semrana.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

24 avy tamin’i Jasoba, ny fianakavian’ny Jasobita; avy tamin’i Simrona, ny fianakavian’ny Simronita.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

24 ny Jasobita avy tamin’i Jasoba; ny Simrônita avy tamin’i Simrôna.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

24 ny Jasobita avy tamin’i Jasoba; ny Simrônita avy tamin’i Simrôna.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

24 avy tamin’i Jasoba ny fokon’ny Jasobita; avy tamin’i Simrona ny fokon’ny Simronita,

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

24 avy tamin'i Jasoba ny fokon'ny Jasobita; avy tamin'i Simrona ny fokon'ny Simronita,

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

24 avy tamin’i Jasoba, ny fianakavian’ny Jasobita; avy tamin’i Simrona, ny fianakavian’ny Simronita.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 26:24
3 Rohy Ifampitohizana  

Zanak’i Isakara: i Tola, i Foa, i Joba, ary i Semrôna.


Zanak’i Isakara, araka ny fokony avy: ny fokon’ny Tôlaïta avy tamin’i Tolà, ny fokon’ny Foaita avy tamin’i Foà,


Ireo no fokon’i Isakara araka ny voaisa amin’izy ireo: 64.300.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra