Nomery 20:12 - Baiboly Katolika
Fa hoy i Iaveh tamin’i Môizy sy i Aarôna: «Noho ianareo tsy nino Ahy, mba hanamasina Ahy, eo imason’ny zanak’i Israely, dia tsy hampiditra ity fiangonana ity any amin’ny tany izay omeko azy ianareo.»
Jereo ny toko
Ary NY TOMPO niteny tamin’i Mosesy sy i Arona hoe: Satria tsy nino Ahy ianareo ka tsy nanamasina Ahy teo imason’ny Zanak’Israely dia tsy hitondra izao fiangonana izao hiditra ho any amin’ny tany izay nomeko azy ianareo.
Jereo ny toko
Fa niteny tamin’i Mosesy sy i Aharôna ny TOMPO ka nanao hoe: –Satria tsy nino Ahy ianareo ka tsy naneho ny fahamasinako teo anatrehan’ny Israelita, dia tsy hitondra ity fiangonana ity ho any amin’ny tany izay omeko azy ianareo.

Ary Jehovah niteny tamin’i Mosesy sy Arona hoe: Satria tsy nino Ahy hianareo hanamasina Ahy eo imason’ny Zanak’Isiraely, dia tsy hitondra izao fiangonana izao ho any amin’ny tany izay nomeko azy hianareo.
Jereo ny toko
Ary Jehovah niteny tamin'i Mosesy sy Arona hoe: Satria tsy nino Ahy ianareo hanamasina Ahy eo imason'ny Zanak'Isiraely, dia tsy hitondra izao fiangonana izao ho any amin'ny tany izay nomeko azy ianareo.