Nomery 27:14 - Baiboly Katolika14 satria ianareo tany amin’ny efitra Sina, ilay nilan’ny fiangonana ady iny, dia nanohitra ny teny nomeko hanamasinana Ahy teo imasony, ny amin’ny momba ny rano, dia ny ranon’i Meribà, any Kadesy, any an’efitra Sina.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201114 fa nandà ny teniko ianareo tany an-tany efitra Zina, tamin’ilay nilan’ny fiangonana ady ka tsy nanamasina Ahy teo amin’ny rano teo imasony. Izany no ranon’i Meriba, any Kadesy, any an-tany efitra Zina. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA14 Fa tsy nankatò ny didiko ianareo mirahalahy tany an-taniefitr’i Tsina, raha nila ady tamiko ny fiangonana; tsy naneho ny fahamasinako teo anatrehany manko ianareo, fony nitaky rano tamiko izy. Ny amin’ny ranon’i Meribà tany Kadesy, tao an-taniefitr’i Tsina, no lazaina etoana. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara14 Fa tsy nankatò ny didiko ianareo mirahalahy tany an-taniefitr’i Tsina, raha nila ady tamiko ny fiangonana; tsy naneho ny fahamasinako teo anatrehany manko ianareo, fony nitaky rano tamiko izy. Ny amin’ny ranon’i Meribà tany Kadesy, tao an-taniefitr’i Tsina, no lazaina etoana. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy14 fa nandà ny teniko hianareo tany an-efitra Zina, tamin’ilay nilan’ny fiangonana ady, ka tsy nanamasina Ahy teo amin’ny rano teo imasony. (Izany no ranon’i Meriba any Kadesy any an-efitra Zina.) Jereo ny tokoMalagasy Bible14 fa nandà ny teniko ianareo tany an-efitra Zina, tamin'ilay nilan'ny fiangonana ady, ka tsy nanamasina Ahy teo amin'ny rano teo imasony. (Izany no ranon'i Meriba any Kadesy any an-efitra Zina.) Jereo ny tokoLa Bible en Malgache14 fa nandà ny teniko ianareo tany an-tany efitra Zina, tamin’ilay nilan’ny fiangonana ady ka tsy nanamasina Ahy teo amin’ny rano teo imasony. Izany no ranon’i Meriba, any Kadesy, any an-tany efitra Zina. Jereo ny toko |