Mpitsara 6:34 - Baiboly Katolika
Fa notsindrian’ny Fanahin’i Iaveh i Jedeôna ka nitsoka trômpetra, dia nivory nanaraka azy ny Abieserita;
Jereo ny toko
Ary notafina ny Fanahin’NY TOMPO i Gideona; dia nitsoka anjomara izy ka nivory nanaraka azy ny Abiezerita.
Jereo ny toko
Fa notsindrian’ny Fanahin’ny TOMPO i Gidehôna, dia nitsoka trompetra mba hiantso ny vatan-dehilahy tao amin’ny tarika abihezerita hanaraka azy.
Jereo ny toko
Fa notsindrian’ny Fanahin’ny TOMPO i Gidehôna, dia nitsoka trompetra mba hiantso ny vatan-dehilahy tao amin’ny tarika abihezerita hanaraka azy.
Jereo ny toko
Ary notsindrian’ny Fanahin’i Jehovah Gideona, dia nitsoka anjomara izy, ka nivory nanaraka azy ny Abiezrita.
Jereo ny toko
Ary notsindrian'ny Fanahin'i Jehovah Gideona, dia nitsoka anjomara izy, ka nivory nanaraka azy ny Abiezrita.
Jereo ny toko
Ary notafina ny Fanahin’NY TOMPO i Gideona; dia nitsoka anjomara izy ka nivory nanaraka azy ny Abiezerita.
Jereo ny toko