Mpitsara 6:35 - Baiboly Katolika35 nandefa iraka tany amin’i Manase rehetra izy, dia nivory nanaraka azy koa ireo; nandefa iraka tany amin’i Asera sy i Zabolôna ary i Neftalì izy, ka niakatra ireo nitsena azy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201135 Naniraka olona nankany amin’ny Manase rehetra izy, dia nivory nanaraka azy ireo. Naniraka olona tany amin’ny Asera sy ny Zebolona ary ny Naftaly izy dia niakatra nitsena azy koa ireo. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA35 Nandefa iraka tany amin’ny faritany manasita manontolo koa izy mba hiantso ny vatan-dehilahy any hanaraka azy. Mbola nandefa iraka tany amin’ny foko aserita sy i zebolonita ary naftalita koa izy ka tonga nanaraka azy ny vatan-dehilahy tamin’ireny. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara35 Nandefa iraka tany amin’ny faritany manasita manontolo koa izy mba hiantso ny vatan-dehilahy any hanaraka azy. Mbola nandefa iraka tany amin’ny foko aserita sy i zebolonita ary naftalita koa izy ka tonga nanaraka azy ny vatan-dehilahy tamin’ireny. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy35 Ary naniraka olona nankany amin’ny Manase rehetra izy, dia nivory nanaraka azy ireo; ary naniraka olona tany amin’ny Asera sy ny Zebolona ary ny Naftaly izy; dia niakatra nitsena azy koa ireo. Jereo ny tokoMalagasy Bible35 Ary naniraka olona nankany amin'ny Manase rehetra izy, dia nivory nanaraka azy ireo; ary naniraka olona tany amin'ny Asera sy ny Zebolona ary ny Naftaly izy; dia niakatra nitsena azy koa ireo. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache35 Naniraka olona nankany amin’ny Manase rehetra izy, dia nivory nanaraka azy ireo. Naniraka olona tany amin’ny Asera sy ny Zebolona ary ny Naftaly izy dia niakatra nitsena azy koa ireo. Jereo ny toko |
Naniraka olona hiantso an’i Baràka, zanak’i Abinaema, tany Kadesa any Neftalì, izy, ka nanao taminy hoe: «Tsy izao va no didy nomen’i Iaveh Andriamanitr’i Israely: Mandehana mankany an-tendrombohitra Tabôra ianao ary mitondrà lehilahy iray alina amin’ny taranak’i Neftalì sy amin’ny taranak’i Zabolôna hiaraka aminao,