Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Mpitsara 6:35 - DIEM PROTESTANTA

35 Nandefa iraka tany amin’ny faritany manasita manontolo koa izy mba hiantso ny vatan-dehilahy any hanaraka azy. Mbola nandefa iraka tany amin’ny foko aserita sy i zebolonita ary naftalita koa izy ka tonga nanaraka azy ny vatan-dehilahy tamin’ireny.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

35 Naniraka olona nankany amin’ny Manase rehetra izy, dia nivory nanaraka azy ireo. Naniraka olona tany amin’ny Asera sy ny Zebolona ary ny Naftaly izy dia niakatra nitsena azy koa ireo.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

35 Nandefa iraka tany amin’ny faritany manasita manontolo koa izy mba hiantso ny vatan-dehilahy any hanaraka azy. Mbola nandefa iraka tany amin’ny foko aserita sy i zebolonita ary naftalita koa izy ka tonga nanaraka azy ny vatan-dehilahy tamin’ireny.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

35 nandefa iraka tany amin’i Manase rehetra izy, dia nivory nanaraka azy koa ireo; nandefa iraka tany amin’i Asera sy i Zabolôna ary i Neftalì izy, ka niakatra ireo nitsena azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

35 Ary naniraka olona nankany amin’ny Manase rehetra izy, dia nivory nanaraka azy ireo; ary naniraka olona tany amin’ny Asera sy ny Zebolona ary ny Naftaly izy; dia niakatra nitsena azy koa ireo.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

35 Ary naniraka olona nankany amin'ny Manase rehetra izy, dia nivory nanaraka azy ireo; ary naniraka olona tany amin'ny Asera sy ny Zebolona ary ny Naftaly izy; dia niakatra nitsena azy koa ireo.

Jereo ny toko dika mitovy




Mpitsara 6:35
6 Rohy Ifampitohizana  

Nangonin’i Baràka tao ny vatan-dehilahy zebolonîta sy naftalita. Andiany folo no nanaraka azy teny an-tendrombohitra Tabôra, ary niakatra niaraka taminy koa i Debôrà.


Indray andro i Debôrà dia nampiantso an’i Baràka zanakalahin’i Abinôhama; nampiantsoiny avy any Kedesa any amin’ny faritra naftalîta izy ka nilazany hoe: –Izao no andidian’ny TOMPO Andriamanitr’i Israely anao: Mandehana maka vatan-dehilahy andiany folo avy amin’ny fokon’i Naftalỳ sy i Zebolòna, ka tariho any an-tendrombohitra Tabôra.


Ny vahoakan’i Zebolòna mbamin’i Naftalỳ kosa dia nanaiky hanao vy very ny ainy teo an-tany fiadiana, na dia ho faty aza!


Dia novorina ny vatan-dehilahy israelita avy amin’ny foko naftalita sy i aserita ary koa avy amin’ny foko manasita manontolo ka nanenjika ny Midianita.


Koa izao ankehitriny izao dia ambarao eo anatrehan’ny io tafika io hoe: «Aoka izay rehetra mangovitra noho ny tahotra mba hody any an-tranony!» Dia nanaovan’i Gidehôna fifantenana ny tafiny; ka andiany roapolo tamin’ireo no niverina nody fa andiany folo sisa nijanona.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra