Mpitoriteny 4:5 - Baiboly Katolika Ny adala manohon-tanana ihany, sady mihinana ny nofon’ny tenany. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ny adala dia mamihin-tanana ka homana ny tenany. DIEM PROTESTANTA Mazava ho azy fa ny adala izay mipetra-potsiny dia mamono tena ho fatin-kanoanana. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Mazava ho azy fa ny adala izay mipetra-potsiny dia mamono tena ho fatin-kanoanana. Baiboly Protestanta Malagasy Ny adala manohon-tànana ka homana ny tenany. Malagasy Bible Ny adala manohon-tanana ka homana ny tenany. La Bible en Malgache Ny adala dia mamihin-tanana ka homana ny tenany. |
Ny olona antra namana, manao soa amin’ny fanahiny; fa ny olona loza be, mampahory ny nofony.
Ny kamo tsy manatona ny hazany akory; fa ny faharisihana no rakitra soa ho an’ny olona.
Be faniriana ny kamo, fa tsy ho tanteraka, fa ny fanirian’ny olo-mazoto kosa, ho tanteraka mahafa-po.
Tsy mety miasa ny kamo fa hoe ratsy ny andro; ka amin’ny andro fijinjana, hitady izy fa tsy hisy na inona na inona.
mandra-pahoviana no mbola handrianao, ry ilay kamo, rahoviana ianao no vao hifoha amin’ny torimasonao?
Mahafinaritra erỳ ny teny aloaky ny vavan’ny hendry; mihinana ny tenany kosa ny molotry ny adala.
Na izany rehetra izany aza anefa, tsy nihodivitra ny hatezerany, ary mbola mihinjitra ihany ny tanany.