Mpitoriteny 4:4 - Baiboly Katolika4 Hitako fa ny asa rehetra mbamin’ny fahakingana rehetra amin’ny taozavatra dia ny fialonana mihatra amin’olona avy amin’ny namany ihany; koa dia zava-poana amam-panenjehan-drivotra foana koa izany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20114 Ary hitako ny fisasarana rehetra sy ny fahombiazana rehetra fa avy amin’ny fifampialonan’ny olona ireny. Zava-poana sy sambo-drivotra koa izany. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA4 Hitako fa matoa ny olona misasatra sy milofo amin’ny asany dia ny hahomby kokoa noho ireo namany. Nefa mbola zava-poana manenji-drivotra koa izany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara4 Hitako fa matoa ny olona misasatra sy milofo amin’ny asany dia ny hahomby kokoa noho ireo namany. Nefa mbola zava-poana manenji-drivotra koa izany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy4 Ary hitako ny fisasarana rehetra sy ny fahaizan-javatra rehetra, fa avy amin’ny fifampialonan’ny olona izany. Zava-poana sy misambo-drivotra foana koa izany. Jereo ny tokoMalagasy Bible4 Ary hitako ny fisasarana rehetra sy ny fahaizan-javatra rehetra, fa avy amin'ny fifampialonan'ny olona izany. Zava-poana sy misambo-drivotra foana koa izany. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache4 Ary hitako ny fisasarana rehetra sy ny fahombiazana rehetra fa avy amin’ny fifampialonan’ny olona ireny. Zava-poana sy sambo-drivotra koa izany. Jereo ny toko |