Mpitoriteny 4:5 - Baiboly Katolika5 Ny adala manohon-tanana ihany, sady mihinana ny nofon’ny tenany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20115 Ny adala dia mamihin-tanana ka homana ny tenany. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA5 Mazava ho azy fa ny adala izay mipetra-potsiny dia mamono tena ho fatin-kanoanana. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara5 Mazava ho azy fa ny adala izay mipetra-potsiny dia mamono tena ho fatin-kanoanana. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy5 Ny adala manohon-tànana ka homana ny tenany. Jereo ny tokoMalagasy Bible5 Ny adala manohon-tanana ka homana ny tenany. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache5 Ny adala dia mamihin-tanana ka homana ny tenany. Jereo ny toko |