Levitikosy 8:23 - Baiboly Katolika
izay vao namono azy i Môizy, dia naka tamin’ny rany, nanentenany ny tendron-dravintsofin’i Aarôna ankavanana, ny ankiben-tanany havanana, ary ny ankiben-tongony havanana.
Jereo ny toko
Novonoiny iny, ary nakan’i Mosesy ny ra ka nahosony teo amin’ny ravin-tsofin’i Arona havanana sy tamin’ny ankiben-tanany havanana ary tamin’ny ankiben-tongony havanana.
Jereo ny toko
Novonoin’i Mosesy io, ary nangalany ny rany ka nanentenany ny tendron’ny ravin-tsofin’i Aharôna ankavanana sy ny ankiben-tanany ankavanana sy ny ankiben-tongony ankavanana.
Jereo ny toko
Novonoin’i Mosesy io, ary nangalany ny rany ka nanentenany ny tendron’ny ravin-tsofin’i Aharôna ankavanana sy ny ankiben-tanany ankavanana sy ny ankiben-tongony ankavanana.
Jereo ny toko
Dia novonoiny iny; ary nangalan’i Mosesy ny ra ka, natentiny teo amin’ny tendron’ny ravin-tsofin’i Arona ankavanana sy tamin’ny ankihiben-tànany ankavanana ary tamin’ny ankihiben-tongony ankavanana.
Jereo ny toko
Dia novonoiny iny; ary nangalan'i Mosesy ny rà ka, natentiny teo amin'ny tendron'ny ravin-tsofin'i Arona ankavanana sy tamin'ny ankihiben-tànany ankavanana ary tamin'ny ankihiben-tongony ankavanana.
Jereo ny toko
Novonoiny iny, ary nakan’i Mosesy ny ra ka nahosony teo amin’ny ravin-tsofin’i Arona havanana sy tamin’ny ankiben-tanany havanana ary tamin’ny ankiben-tongony havanana.
Jereo ny toko