Levitikosy 7:37 - Baiboly Katolika37 Izany no lalàna momba ny sorona dorana, ny fanatitra, ny sorona noho ny ota, ny sorona fanonerana, ny fanokanana, ary ny sorom-pihavanana, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201137 Izany no lalàna momba ny fanatitra dorana manontolo sy ny fanatitra avy amin’ny zavamaniry, ny fanatitra fanadiovana sy ny fanati-panonerana, ny fanati-panokanana ary ny fanati-pihavanana, Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA37 Izany sy izany no lalàna momba ny sorona dorana manontolo, ny fanatitra vokatry ny tany, ny sorona fanalana ny ota, ny sorom-panonerana, ny sorona fanokanana, ary ny sorom-pihavanana. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara37 Izany sy izany no lalàna momba ny sorona dorana manontolo, ny fanatitra vokatry ny tany, ny sorona fanalana ny ota, ny sorom-panonerana, ny sorona fanokanana, ary ny sorom-pihavanana. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy37 Izany no lalàna ny amin’ny fanatitra dorana sy ny fanatitra hohanina sy ny fanatitra noho ny ota sy ny fanati-panonerana sy ny fanati-panokanana ary ny fanati-pihavanana, Jereo ny tokoMalagasy Bible37 Izany no lalàna ny amin'ny fanatitra dorana sy ny fanatitra hohanina sy ny fanatitra noho ny ota sy ny fanati-panonerana sy ny fanati-panokanana ary ny fanati-pihavanana, Jereo ny toko |