Levitikosy 8:23 - DIEM PROTESTANTA23 Novonoin’i Mosesy io, ary nangalany ny rany ka nanentenany ny tendron’ny ravin-tsofin’i Aharôna ankavanana sy ny ankiben-tanany ankavanana sy ny ankiben-tongony ankavanana. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201123 Novonoiny iny, ary nakan’i Mosesy ny ra ka nahosony teo amin’ny ravin-tsofin’i Arona havanana sy tamin’ny ankiben-tanany havanana ary tamin’ny ankiben-tongony havanana. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara23 Novonoin’i Mosesy io, ary nangalany ny rany ka nanentenany ny tendron’ny ravin-tsofin’i Aharôna ankavanana sy ny ankiben-tanany ankavanana sy ny ankiben-tongony ankavanana. Jereo ny tokoBaiboly Katolika23 izay vao namono azy i Môizy, dia naka tamin’ny rany, nanentenany ny tendron-dravintsofin’i Aarôna ankavanana, ny ankiben-tanany havanana, ary ny ankiben-tongony havanana. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy23 Dia novonoiny iny; ary nangalan’i Mosesy ny ra ka, natentiny teo amin’ny tendron’ny ravin-tsofin’i Arona ankavanana sy tamin’ny ankihiben-tànany ankavanana ary tamin’ny ankihiben-tongony ankavanana. Jereo ny tokoMalagasy Bible23 Dia novonoiny iny; ary nangalan'i Mosesy ny rà ka, natentiny teo amin'ny tendron'ny ravin-tsofin'i Arona ankavanana sy tamin'ny ankihiben-tànany ankavanana ary tamin'ny ankihiben-tongony ankavanana. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache23 Novonoiny iny, ary nakan’i Mosesy ny ra ka nahosony teo amin’ny ravin-tsofin’i Arona havanana sy tamin’ny ankiben-tanany havanana ary tamin’ny ankiben-tongony havanana. Jereo ny toko |
Miteny araka ny fiheveran’ny besinimaro aho noho ny halemenareo ara-nofo. Taloha dia nanolotra ny zavatra anisan’ny tenanareo ho mpanompon’ny fahalotoana sy ny tsy fanarahan-dalàna ianareo, ka tonga olona ratsy fanahy; toy izany koa ankehitriny, aoka ianareo hanolotra ny zavatra anisan’ny tenanareo saingy ho mpanompon’ny fahamarinana mba hanananareo toetra masina.