Levitikosy 14:14 - Baiboly Katolika14 Hangalan’ny mpisorona ny ran’ny sorona fanonerana, dia hanentenany an’ilay midio amin’ny tendron’ny ravin-tsofiny havanana, sy ny ankiben-tanany havanana, ary ny ankiben-tongony havanana. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201114 Dia hakan’ny mpisorona ny ran’ny fanati-panonerana ka hohosorany ny ravin-tsofina havanan’ilay hodiovina sy ny ankiben-tanany havanana ary ny ankiben-tongony havanana; Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA14 Hangalan’ny mpisorona ny ran’ilay sorom-panonerana mba hanentenany an’ilay diovina: dia hatentiny eo amin’ny ravin-tsofiny ankavanana sy ny ankiben-tanany ankavanana ary ny ankiben-tongony ankavanana izany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara14 Hangalan’ny mpisorona ny ran’ilay sorom-panonerana mba hanentenany an’ilay diovina: dia hatentiny eo amin’ny ravin-tsofiny ankavanana sy ny ankiben-tanany ankavanana ary ny ankiben-tongony ankavanana izany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy14 Dia hangalan’ny mpisorona ny ran’ny fanati-panonerana, ka hotentenany ny tendron’ny ravin-tsofina ankavanan’ilay hodiovina sy ny ankihiben-tànany ankavanana ary ny ankihiben-tongony ankavanana; Jereo ny tokoMalagasy Bible14 Dia hangalan'ny mpisorona ny ran'ny fanati-panonerana, ka hotentenany ny tendron'ny ravin-tsofina ankavanan'ilay hodiovina sy ny ankihiben-tànany ankavanana sy ny ankihiben-tongony ankavanana, Jereo ny toko |