Levitikosy 1:9 - Baiboly Katolika
Sasana amin’ny rano ny tsinainy aman-tongony, dia indray doran’ny mpisorona hanetona eo ambony ôtely avokoa izy rehetra. Sorona dorana izany, dia sorona atao amin’ny afo ho hanitra ankasitrahin’i Iaveh.
Jereo ny toko
nefa ny taovany sy ny tongony kosa dia hosasany amin’ny rano. Hodoran’ny mpisorona ho fofona eo ambonin’ny alitara ireo rehetra ireo; fanatitra dorana manontolo izany, fanatitra levonina amin’ny afo ho hanitra ankasitrahana ho an’NY TOMPO.
Jereo ny toko
Izay mpanolotra no hanasa amin’ny rano ny taovany sy tongony; fa mpisorona anankiray kosa no handoro azy rehetra hanetona eo ambonin’ny alitara. Sorona dorana manontolo izany, dia sorona levonina amin’ny afo ho hanitra ankasitrahina ho an’ny TOMPO.

fa ny taovany, sy ny tongony kosa hosasany amin’ny rano; dia hodoran’ny mpisorona ho fofona izy rehetra eo ambonin’ny alitara; fanatitra dorana izany, dia fanatitra atao amin’ny afo ho hanitra ankasitrahana ho an’i Jehovah.
Jereo ny toko
fa ny taovany, sy ny tongony kosa hosasany amin'ny rano; dia hodoran'ny mpisorona ho fofona izy rehetra eo ambonin'ny alitara; fanatitra dorana izany, dia fanatitra atao amin'ny afo ho hanitra ankasitrahana ho an'i Jehovah.