Banà, zanak’i Ahiloda; azy avokoa i Tanàka sy i Magedao ary i Betsàna rehetra, akaikin’i Sartàna, eo ambanin’i Jezraela, hatrany Betsàna, ka hatrany Abelmehôla, hatrany ambadik’i Jekimaana;
Josoa 12:22 - Baiboly Katolika ny mpanjakan’i Kadesa, iray; ny mpanjakan’i Jakanàna any Karmela, iray; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 ny mpanjakan’i Kadesy, iray; ny mpanjakan’i Jokneama any Karmela, iray; DIEM PROTESTANTA i Kedesa, i Jôknehama any Karmela, Dikateny Iombonana Eto Madagasikara i Kedesa, i Jôknehama any Karmela, Baiboly Protestanta Malagasy ny mpanjakan’i Kadesy, iray; ny mpanjakan’i Jokneama any Karmela, iray; Malagasy Bible ny mpanjakan'i Kadesy, iray; ny mpanjakan'i Jokneama any Karmela, iray; La Bible en Malgache ny mpanjakan’i Kadesy, iray; ny mpanjakan’i Jokneama any Karmela, iray; |
Banà, zanak’i Ahiloda; azy avokoa i Tanàka sy i Magedao ary i Betsàna rehetra, akaikin’i Sartàna, eo ambanin’i Jezraela, hatrany Betsàna, ka hatrany Abelmehôla, hatrany ambadik’i Jekimaana;
ary hamony tahaka ny narsisa; hirakotra voninkazo sy hientan-kafaliana ary hanao hoby firavoravoana izy. Homena azy ny voninahitr’i Libàna mbamin’ny hakanton’i Karmely sy i Sarôna. Izy ireo hahita ny voninahitr’i Iaveh, sy ny famirapiratan’ny Andriamanitsika.
Velona Aho, - teny marin’ny Mpanjaka, tompon’ny anarana hoe: Iavehn’ny tafika: Tahaka an’i Tabôra eo amin’ny tendrombohitra, tahaka an’i Karmela, eo ambonin’ny ranomasina, dia tamy izy.
niakatra niankandrefana mankany Meralà, ny faritra, nipaka tamin’i Dabaseta, nipaka tamin’ny ranon-driaka ao anoloan’i Jekônama.
Ny natokany dia i Kadesy any Galilea amin’ny tendrombohitr’i Neftalì; i Sikema amin’ny tendrombohitr’i Efraima, ary i Kariat-Arbe, dia i Hebrôna izany, amin’ny tendrombohitr’i Jodà.
Avy amin’ny fokon’i Neftalì ilay tanàna fialofan’izay namono olona, i Kadesy any Galilea sy ny manodidina azy, i Kartàna sy ny manodidina azy, tanàna telo.
Izao no nomena ny fianakavian’ny taranak’i Merarỳ, Levita sisa; avy amin’ny fokon’i Zabolôna: i Jeknama sy ny manodidina azy; i Kartà sy ny manodidina azy;
Tany Maona nisy lehilahy anankiray, ary tany Karmela ny fananany. Mpanan-karem-be izy: telo arivo ny ondriny ary arivo ny osiny, ary tao Karmela izy tamin’izay noho ny fanetezana ny ondriny.