Jeremia 48:13 - Baiboly Katolika
Dia ho menatra i Moaba noho ny amin’i Kamosy toy ny nahamenaran’ny taranak’i Israely, noho ny amin’i Betela izay nitokiany.
Jereo ny toko
Ary ho menatra i Moaba noho ny amin’i Kemosy, toy ny nahamenatra ny taranak’Israely noho ny amin’i Betela tokiny.
Jereo ny toko
Ho diso fanantenana i Môaba amin’i Kemôsy andriamaniny tahaka ny nahadiso fanantenana an’i Israely avaratra tamin’ny andriamanitr’i Betela izay nianteherany.
Jereo ny toko
Ho diso fanantenana i Môaba amin’i Kemôsy andriamaniny tahaka ny nahadiso fanantenana an’i Israely avaratra tamin’ny andriamanitr’i Betela izay nianteherany.
Jereo ny toko
Ary Moaba ho menatra noho ny amin’i Kemosy Toy ny nahamenaran’ny taranak’Isiraely noho ny amin’i Betela tokiny.
Jereo ny toko
Ary Moaba ho menatra noho ny amin'i Kemosy toy ny nahamenaran'ny taranak'Isiraely noho ny amin'i Betela tokiny.
Jereo ny toko
Ary ho menatra i Moaba noho ny amin’i Kemosy, toy ny nahamenatra ny taranak’Israely noho ny amin’i Betela tokiny.
Jereo ny toko