Isaia 16:12 - Baiboly Katolika12 Dia no hitan’ny olona i Moaba hisasatra eo amin’ny fitoerana avony, hiditra ao amin’ny fitoera-masiny izy hivavaka, nefa tsy hahazo na inona na inona. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201112 Miseho i Moaba, sasatra ao amin’ny toerana fanaovana sorona izy. Mankao amin’ny fitoerany masina izy mba hivavaka nefa tsy mahazo na inona na inona. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA12 Hita ho sasa-poana tokoa i Môaba miakatra eny amin’ny toeram-panasinany sy miditra ao amin’ny tempoliny mba hitalaho amin’ny sampiny, nefa tsy nisy vokany izany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara12 Hita ho sasa-poana tokoa i Môaba miakatra eny amin’ny toeram-panasinany sy miditra ao amin’ny tempoliny mba hitalaho amin’ny sampiny, nefa tsy nisy vokany izany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy12 Ary rehefa miseho Moaba ka sasatra ao amin’ny fitoerana avo, Ary mankao amin’ny fitoerany masina mba hivavaka, Dia tsy hahazo na inona na inona izy. Jereo ny tokoMalagasy Bible12 Ary rehefa miseho Moaba ka sasatra ao amin'ny fitoerana avo. Ary mankao amin'ny fitoerany masina mba hivavaka, dia tsy hahazo na inona na inona izy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache12 Miseho i Moaba, sasatra ao amin’ny toerana fanaovana sorona izy. Mankao amin’ny fitoerany masina izy mba hivavaka nefa tsy mahazo na inona na inona. Jereo ny toko |