Isaia 16:13 - Baiboly Katolika13 Izany no teny faminaniana nataon’i Iaveh fahiny ela ny amin’i Moaba. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201113 Izany no tenin’NY TOMPO nataony fahiny ny amin’i Moaba. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA13 Izany àry no teny nataon’ny TOMPO fahiny momba an’i Môaba. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara13 Izany àry no teny nataon’ny TOMPO fahiny momba an’i Môaba. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy13 Izany no tenin’i Jehovah nataony fahiny ny amin’i Moaba. Jereo ny tokoMalagasy Bible13 Izany no tenin'i Jehovah nataony fahiny ny amin'i Moaba. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache13 Izany no tenin’NY TOMPO nataony fahiny ny amin’i Moaba. Jereo ny toko |