Jeremia 42:2 - Baiboly Katolika
ka nanao taminy hoe: «Aoka ho tonga eo anatrehanao anie izao fihantanay izao: mivavaha amin’i Iaveh Andriamanitrao, ho an’izao sisa rehetra izao, fa maro izahay taloha, nefa efa tonga vitsy sisa araka izao hitan’ny masonao izao.
Jereo ny toko
ka niteny tamin’i Jeremia mpaminany hoe: Miangavy anao izahay, aoka hoborahina eto anatrehanao ny fifonanay, ary mba mivavaha re ho anay amin’NY TOMPO Andriamanitrao, dia ireto sisa rehetra ireto, fa vitsy izahay no sisa, na dia maro aza fahiny, dia araka izao hitan’ny masonao izao,
Jereo ny toko
dia nanatona an’i Jeremià mpaminany ka niteny taminy hoe: –Mba ekeo re ny fiangaviana ataonay eto anatrehanao, ka mivavaha amin’ny TOMPO Andriamanitrao ho anay rehetra sisa tavela ireto satria vitsy kely izahay araka izao hitanao maso izao.

ka niteny tamin’i Jeremia mpaminany hoe: Masìna hianao, aoka hoborahina eto anatrehanao ny fifonanay, ary mba ivavaho amin’i Jehovah Andriamanitrao re izahay, dia ireto sisa rehetra ireto (fa vitsy izahay no sisa, na dia maro aza fahiny, dia araka izao hitan’ny masonao izao),
Jereo ny toko
ka niteny tamin'i Jeremia mpaminany hoe: Masìna ianao, aoka hoborahina eto anatrehanao ny fifonanay, ary mba ivavaho amin'i Jehovah Andriamanitrao re izahay, dia ireto sisa rehetra ireto (fa vitsy izahay no sisa, na dia maro aza fahiny, dia araka izao hitan'ny masonao izao),