Jeremia 3:14 - Baiboly Katolika
Miverena, ry zaza mpiodina, - teny marin’i Iaveh, - fa Izaho no Tomponareo; ary halaiko ianareo, ny iray ao amin’ny tanàna iray, ary ny roa amin’ny fianakaviana iray; ka hoentiko any Siôna.
Jereo ny toko
Miverena, ry zaza mpikomy, hoy NY TOMPO, fa Izaho ihany no Tomponareo. Hakako iray isan-tanàna ianareo ary roa isam-pokony ka hoentiko ho any Ziona.
Jereo ny toko
Miverena amiko, ry zaza mpiodina, hoy ny teny hentitry ny TOMPO, satria Izaho no tomponareo. Hangalako iray isan-tanàna na roa isan-tarika ianareo ka hoentiko any an-tendrombohitra Tsiôna.
Jereo ny toko
Miverena amiko, ry zaza mpiodina, hoy ny teny hentitry ny TOMPO, satria Izaho no tomponareo. Hangalako iray isan-tanàna na roa isan-tarika ianareo ka hoentiko any an-tendrombohitra Tsiôna.
Jereo ny toko
Miverena, ry zaza mpiodina, hoy Jehovah, Fa Izaho ihany no vadinareo; Ary hangalako iray isan-tanàna hianareo Sy roa isam-pokony, Ka ho entiko ho any Ziona hianareo;
Jereo ny toko
Miverena, ry zaza mpiodina, hoy Jehovah, fa Izaho ihany no vadinareo; Ary hangalako iray isan-tanàna ianareo Sy roa isam-pokony, ka ho entiko ho any Ziona ianareo;
Jereo ny toko
Miverena, ry zaza mpikomy, hoy NY TOMPO, fa Izaho ihany no Tomponareo. Hakako iray isan-tanàna ianareo ary roa isam-pokony ka hoentiko ho any Ziona*.
Jereo ny toko