Eksodosy 9:16 - Baiboly Katolika
Fa ny antony namelako anao haharitra toy izay, dia ny mba hahitanao ny fahefako, ary mba hanehoehoan’ny Anarako amin’ny tany rehetra.
Jereo ny toko
Kanefa izao indrindra no nampaharetako anao, dia ny mba hampahitako anao ny heriko, sy hanambaràna ny anarako any amin’ny tany rehetra.
Jereo ny toko
Saingy navelako ho velona ianao mba hahitanao ny heriko sy hitantarana ny lazako any amin’ny tany rehetra.
Jereo ny toko
Saingy navelako ho velona ianao mba hahitanao ny heriko sy hitantarana ny lazako any amin’ny tany rehetra.
Jereo ny toko
Kanefa izao indrindra no nampaharetako anao, dia ny hampahita anao ny heriko mba hambara any amin’ny tany rehetra ny anarako.
Jereo ny toko
Kanefa izao indrindra no nampaharetako anao, dia ny hampahita anao ny heriko mba hambara any amin'ny tany rehetra ny anarako.
Jereo ny toko
Kanefa izao indrindra no nampaharetako anao, dia ny mba hampahitako anao ny heriko, sy hanambaràna ny anarako any amin’ny tany rehetra.
Jereo ny toko