Nehemia 11:30 - DIEM PROTESTANTA
i Zanôa, i Hadolama sy ny tanàna mifanila aminy, i Lakîsy sy ny saha manodidina azy, i Hazeka sy ireo tanàna kely miankina aminy. Nonina hatrany Beera-Seba any atsimo ka hatramin’ny lohasahan’i Hinôma any avaratra ireo taranak’i Joda ireo.
Jereo ny toko
Zanoa, Adolama ary ny vohitra miankina aminy, tany Lakisy sy ny sahany, ary tany Azeka sy ny vohitra miankina aminy. Nonina hatrany Bery-Sheba ka hatrany amin’ny lohasahan’i Hinoma izy.

i Zanôla, i Odolama, mbamin’ny zana-bohitr’ireo; i Lakisa mbamin’ny tany momba azy, i Azekà mbamin’ny vohitra momba azy. Hatrany Bersabea ka hatrany amin’ny lohasahan’i Enôma no nonenany.
Jereo ny toko
sy Zanoa sy Adolama sy ny zana-bohiny, sy tany Lakisy sy ny sahany, ary tany Azeka sy ny zana-bohiny. Ary nonina hatrany Beri-sheba ka hatramin’ny lohasahan’i Hinoma izy.
Jereo ny toko
sy Zanoa sy Adolama sy ny zana-bohiny, sy tany Lakisy sy ny sahany, ary tany Azeka sy ny zana-bohiny. Ary nonina hatram Beri-sheba ka hatramin'ny lohasahan'i Himona izy.