Izay sisa tsy maty dia nandositra nankany Afeka ary nisy antokony 27, nefa nianjeran’ny mandan’ny tanàna avokoa ireny. Fa afa-nandositra i Bena-Hadada ka niditra tao an-tanàna ary niery tao an’efitrano anatiny indrindra tamin’ny trano anankiray.
Josoa 19:30 - DIEM PROTESTANTA i Homà, i Afeka ary i Rehôba. Ny velaran-tanin’i Jisakara dia nisy tanàn-dehibe 22 samy miampy ny tanàna kely miankina aminy. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 i Oma, i Afeka ary i Rehoba: Tanàna roa amby roapolo mbamin’ny vohitra miankina aminy. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara i Homà, i Afeka ary i Rehôba. Ny velaran-tanin’i Jisakara dia nisy tanàn-dehibe 22 samy miampy ny tanàna kely miankina aminy. Baiboly Katolika fanampin’izany i Amà, i Afeka, ary i Rohoba; tanàna 22 sy ny zana-bohiny. Baiboly Protestanta Malagasy ary Oma sy Afeka ary Rehoba: tanàna roa amby roa-polo sy ny zana-bohiny. Malagasy Bible ary Oma sy Afeka ary Rehoba: tanàna roa amby roa-polo sy ny zana-bohiny. La Bible en Malgache i Oma, i Afeka ary i Rehoba: Tanàna roa amby roapolo mbamin’ny vohitra miankina aminy. |
Izay sisa tsy maty dia nandositra nankany Afeka ary nisy antokony 27, nefa nianjeran’ny mandan’ny tanàna avokoa ireny. Fa afa-nandositra i Bena-Hadada ka niditra tao an-tanàna ary niery tao an’efitrano anatiny indrindra tamin’ny trano anankiray.
«Ry ilay taranak’olombelona, mitodiha manandrify ny tanàna Tsidôna, ary ijoroy ny maha-mpaminany anao mba hamelezako azy.
any atsimo. Tsy mbola azo koa ny tanin’ny Kanahanita, manomboka hatreo Harà izay an’ny Tsidônianina ka hatrany Afeka any amin’ny sisin-tanin’ny Amôrita.
Avy eo ny sisin-tany dia mihodina hatrany Ramà sy hatrany Tiro tanàna mimanda, dia mihodina ho any Hôsa ary mihatra amin’ny Ranomasina Mediteranea ka mahafaoka an’ireto tanàn-dehibe ireto: i Mehaleba, i Akziba,
Ireo tanàn-dehibe ireo miampy ny tanàna kely miankina aminy no zaratany nolovan’ny fokon’i Asera ho an’ireo tarika ao anatiny.
i Helkata, ary i Rehôba: izany hoe tanàna efatra mbamin’ny kijàna samy manodidina azy.
Ny taranak’i Asera dia tsy naharoaka ny mponina tao Hakao sy Tsidôna na ny tao Mehaleba sy Akziba na ny tao Helbà sy Afîka ary Rehôba.
Namory ny miaramilany rehetra tao Afeka ny Filistinina, raha nitoby akaikin’ny loharano iray tao Jizrehèla kosa ny Israelita.
Ary i Samoela nampita izany teny izany tamin’ny vahoaka Israely tsivakivolo. Indray andro dia nandeha niady tamin’ny Filistinina ny Israelita ka nitoby teo akaikin’i Ebena-Hezera; ny Filistinina kosa nitoby tao Afeka.