Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Mpitsara 1:31 - DIEM PROTESTANTA

31 Ny taranak’i Asera dia tsy naharoaka ny mponina tao Hakao sy Tsidôna na ny tao Mehaleba sy Akziba na ny tao Helbà sy Afîka ary Rehôba.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

31 I Asera dia tsy nandroaka ny mponina tany Ako na ny mponina tany Sidona na ny tany Alaba na ny tany Akziba na ny tany Helba na ny tany Afika na ny tany Rehoba;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

31 Ny taranak’i Asera dia tsy naharoaka ny mponina tao Hakao sy Tsidôna na ny tao Mehaleba sy Akziba na ny tao Helbà sy Afîka ary Rehôba.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

31 I Asera tsy nandroaka ny mponina tao Akao, na ny mponina tao Sidona, na ny tao Ahalaba, Akaziba, Helbà, Afeka, ary Rohoba,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

31 Asera tsy nandroaka ny mponina tany Ako, na ny mponina tany Sidona, na ny tany Alaba, na ny tany Akziba, na ny tany Helba na ny tany Afika, na ny tany Rehoba;

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

31 Asera tsy nandroaka ny mponina tany Ako, na ny mponina tany Sidona, na ny tany Alaba, na ny tany Akziba, na ny tany Helba, na ny tany Afika. na ny tany Rehoba;

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

31 I Asera dia tsy nandroaka ny mponina tany Ako na ny mponina tany Sidona na ny tany Alaba na ny tany Akziba na ny tany Helba na ny tany Afika na ny tany Rehoba;

Jereo ny toko dika mitovy




Mpitsara 1:31
5 Rohy Ifampitohizana  

ka tonga tany Gilehada tao amin’ny tanin’i Tahitîma-Hôdsy, dia nipaka tany Dana-Jahàna sy ny manodidina hatrany Tsidôna.


Tsy vitan’ny hoe nizotra tamin’ny fahotan’i Jerôbohama zanakalahin’i Nebata izy, fa mbola nanambady an’i Jezebela zanakavavin’i Etbahala mpanjakan’ny Tsidônianina sy nanompo an’i Bahala ary niankohoka teo anatrehany.


Ny taranak’i Zebolòna dia tsy naharoaka ireo mponina tao Kitrôna na ny tao Nahalôla; ka nipetraka teo anivon’ny Zebolonita ireo Kanahanita ireo saingy nampanompoiny.


Koa nipetraka teo anivon’ny Kanahanita izay nonina teo amin’ny tany ireo Aserita satria tsy naharoaka azy.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra