Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Mpitsara 1:32 - DIEM PROTESTANTA

32 Koa nipetraka teo anivon’ny Kanahanita izay nonina teo amin’ny tany ireo Aserita satria tsy naharoaka azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

32 nonina teo anivon’ny Kananita tompon-tany ny taranak’i Asera fa tsy nandroaka azy izy ireo.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

32 Koa nipetraka teo anivon’ny Kanahanita izay nonina teo amin’ny tany ireo Aserita satria tsy naharoaka azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

32 ka nonina teo amin’ny Kananeanina tompon-tany ny taranak’i Asera, satria tsy nandroaka azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

32 fa nonina teo amin’ny Kananita tompon-tany ny taranak’i Asera, fa tsy nandroaka azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

32 fa nonina teo amin'ny Kananita tompon-tany ny taranak'i Asera, fa tsy nandroaka azy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

32 nonina teo anivon’ny Kananita tompon-tany ny taranak’i Asera fa tsy nandroaka azy izy ireo.

Jereo ny toko dika mitovy




Mpitsara 1:32
4 Rohy Ifampitohizana  

ka nataony mpanjaka tamin’ny faritr’i Gilehada sy ny Asorita mbamin’i Jizrehela sy i Efraîma sy i Benjamîna ary i Israely manontolo.


Ny taranak’i Asera dia tsy naharoaka ny mponina tao Hakao sy Tsidôna na ny tao Mehaleba sy Akziba na ny tao Helbà sy Afîka ary Rehôba.


Ny taranak’i Naftalỳ dia tsy naharoaka ny mponina tao Bety-Semesy sy Bety-Hanata; ka nonina teo anivon’ny Kanahanita izay nipetraka tao ireo Naftalita saingy nampanompo azy.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra