Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Mpitsara 1:33 - DIEM PROTESTANTA

33 Ny taranak’i Naftalỳ dia tsy naharoaka ny mponina tao Bety-Semesy sy Bety-Hanata; ka nonina teo anivon’ny Kanahanita izay nipetraka tao ireo Naftalita saingy nampanompo azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

33 I Naftaly dia tsy nandroaka ny mponina tany Bety-Semesy na ny mponina tany Bety-Anata, fa nonina teo anivon’ny Kananita tompon-tany izy, ary nampanaoviny fanompoana ny mponina tany Bety-Semesy sy Bety-Anata.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

33 Ny taranak’i Naftalỳ dia tsy naharoaka ny mponina tao Bety-Semesy sy Bety-Hanata; ka nonina teo anivon’ny Kanahanita izay nipetraka tao ireo Naftalita saingy nampanompo azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

33 I Neftalì tsy nandroaka ny mponina tao Bety-Samesy na ny mponina tao Bety-Anata, ka nonina teo amin’ny Kananeanina tompon-tany izy, nefa nandoa hetra tamin’ny mponina tao Bety-Samesy sy Bety-Anata.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

33 Naftaly tsy nandroaka ny mponina tany Beti-semesy, na ny mponina tany Bet-anata; fa nonina teo amin’ny Kananita tompon-tany izy, kanefa nampanaoviny fanompoana ny mponina tany Beti-semesy sy Bet-anata.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

33 Naftaly tsy nandroaka ny mponina tany Beti-semesy, na ny mponina tany Bet-anata; fa nonina teo amin'ny Kananita tompon-tany izy, kanefa nampanaoviny fanompoana ny mponina tany Beti-semesy sy Bet-anata.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

33 I Naftaly dia tsy nandroaka ny mponina tany Bety-Semesy na ny mponina tany Bety-Anata, fa nonina teo anivon’ny Kananita tompon-tany izy, ary nampanaoviny fanompoana ny mponina tany Bety-Semesy sy Bety-Anata.

Jereo ny toko dika mitovy




Mpitsara 1:33
7 Rohy Ifampitohizana  

Koa tsy manan-tsiny aminy aho fa nitandrin-tena tsy ho diso.


dia miolaka miankandrefana ho amin’ny tendrombohitra Sehira, mandalo ny ilany avaratry ny tendrombohitra Jeharima izay antsoina koa hoe Kesalôna, midina ho any Bety-Semesa, ary mandalo any Timnà.


Ny taranak’i Zebolòna dia tsy naharoaka ireo mponina tao Kitrôna na ny tao Nahalôla; ka nipetraka teo anivon’ny Zebolonita ireo Kanahanita ireo saingy nampanompoiny.


Koa nipetraka teo anivon’ny Kanahanita izay nonina teo amin’ny tany ireo Aserita satria tsy naharoaka azy.


Ny Amôrita kosa dia naharesy tosika ny taranak’i Dana teny amin’ny faritany be tendrombohitra ka tsy namela azy hidina teny amin’ny tany lemaka.


Nanohy nipetraka tao Hara-Heresa sy Aialôna ary Sahalbima ny Amôrita; kanjo tato aoriana dia nanjakan’ny taranak’i Efraîma sy i Manase izy, ka voatery nanompo azy.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra