Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 13:11 - DIEM PROTESTANTA

11 I Gadỳ zanakalahin’i Sosỳ, avy amin’ny fokon’i Manase zanak’i Jôsefa;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

11 avy tamin’ny fokon’i Josefa, tamin’ny fokon’i Manase, i Gady, zanak’i Sosy;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

11 I Gadỳ zanakalahin’i Sosỳ, avy amin’ny fokon’i Manase zanak’i Jôsefa;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

11 Gadì, zanak’i Sozì, avy amin’ny fokon’i Josefa, fokon’i Manase;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

11 avy tamin’ny firenen’i Josefa, tamin’ny firenen’i Manase, dia Gady, zanak’i Sosy;

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

11 avy tamin'ny firenen'i Josefa, tamin'ny firenen'i Manase, dia Gady, zanak'i Sosy;

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

11 avy tamin’ny fokon’i Josefa, tamin’ny fokon’i Manase, i Gady, zanak’i Sosy;

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 13:11
4 Rohy Ifampitohizana  

Tamin’izany andro izany dia nitsodrano azy mirahalahy i Jakôba ka niteny toy izao: –Ny anaranareo no hitsofan’ny Israelita rano ka hilazany hoe: «Tahaka ny nataon’Andriamanitra tamin’i Efraîma sy i Manase anie no hataony aminao!» Araka izany, dia napetrak’i Jakôba alohan’i Manase i Efraîma.


I Gadiela zanakalahin’i Sôdỳ, avy amin’ny fokon’i Zebolòna;


I Hamiela zanakalahin’i Gemalỳ, avy amin’ny fokon’i Dana;


i Homà, i Afeka ary i Rehôba. Ny velaran-tanin’i Jisakara dia nisy tanàn-dehibe 22 samy miampy ny tanàna kely miankina aminy.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra