Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 13:10 - DIEM PROTESTANTA

10 I Gadiela zanakalahin’i Sôdỳ, avy amin’ny fokon’i Zebolòna;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

10 avy tamin’ny fokon’i Zebolona, i Gadiela, zanak’i Sody;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

10 I Gadiela zanakalahin’i Sôdỳ, avy amin’ny fokon’i Zebolòna;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

10 Gediela, zanak’i Sodỳ, avy amin’ny fokon’i Zabolôna;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

10 avy tamin’ny firenen’i Zebolona dia Gadiela, zanak’i Sody;

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

10 avy tamin'ny firenen'i Zebolona dia Gadiela, zanak'i Sody;

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

10 avy tamin’ny fokon’i Zebolona, i Gadiela, zanak’i Sody;

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 13:10
2 Rohy Ifampitohizana  

I Gadỳ zanakalahin’i Sosỳ, avy amin’ny fokon’i Manase zanak’i Jôsefa;


I Paltỳ zanakalahin’i Rafò, avy amin’ny fokon’i Benjamîna;


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra