Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 13:9 - DIEM PROTESTANTA

9 I Paltỳ zanakalahin’i Rafò, avy amin’ny fokon’i Benjamîna;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

9 avy tamin’ny fokon’i Benjamina, i Palty, zanak’i Rafo;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

9 I Paltỳ zanakalahin’i Rafò, avy amin’ny fokon’i Benjamîna;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

9 Faltỳ, zanak’i Rafò avy amin’ny fokon’i Benjamina;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

9 avy tamin’ny firenen’i Benjamina dia Palty, zanak’i Rafo;

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

9 avy tamin'ny firenen'i Benjamina dia Palty, zanak'i Rafo;

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

9 avy tamin’ny fokon’i Benjamina, i Palty, zanak’i Rafo;

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 13:9
6 Rohy Ifampitohizana  

I Gadiela zanakalahin’i Sôdỳ, avy amin’ny fokon’i Zebolòna;


I Hôsea zanakalahin’i Nona, avy amin’ny fokon’i Efraîma;


Mahereza sy matanjaha! Aza matahotra na manahy an’ireo firenena ireo, satria ny TOMPO Andriamanitrareo no miara-mandeha aminareo ary tsy handao anareo na hahafoy anareo.


Ny TOMPO mihitsy no handeha eo alohanao, Izy no hiaraka aminao ary tsy handao anao na hahafoy anao; koa aza matahotra na mivadi-po ianao.


dia aza matahotra azy ianareo. Tsarovy tsara kosa izay nataon’ny TOMPO Andriamanitrareo tamin’ny Farao sy tamin’i Ejipta manontolo.


Aza matahotra ireny firenena ireny ianareo, fa eo afovoanareo ilay TOMPO Andriamanitrareo, Andriamanitra lehibe sy mahatahotra.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra