Jeremia 6:12 - DIEM PROTESTANTA
Ho lasan’olon-kafa ny tranony sy ny sahany ary ny vadiny, satria hahinjitro ny tanako hamely ny mponina amin’ny tany, hoy ny teny hentitry ny TOMPO.
Jereo ny toko
Ho lasan’ny sasany ny tranony mbamin’ny sahany sy ny vehivavy koa; fa hatsotrako amin’ny mponina amin’ny tany ny tanako, hoy NY TOMPO.
Jereo ny toko
Ho lasan’olon-kafa ny tranony sy ny sahany ary ny vadiny, satria hahinjitro ny tanako hamely ny mponina amin’ny tany, hoy ny teny hentitry ny TOMPO.
Jereo ny toko
Ny tranony ho lasan’ny hafa; ny sahany mbamin’ny vadiny torak’izany koa. Fa haninji-tanana amin’ny mponina amin’ny tany Aho, - teny marin’i Iaveh. -
Jereo ny toko
Ary ho lasan’ny sasany ny tranony Mbamin’ny sahany sy ny vehivavy koa; Fa hahinjitro amin’ny mponina amin’ny tany ny tànako, hoy Jehovah.
Jereo ny toko
Ary ho lasan'ny sasany ny tranony mbamin'ny sahany sy ny vehivavy koa; Fa hahinjitro amin'ny mponina amin'ny tany ny tanako, hoy Jehovah,
Jereo ny toko
Ho lasan’ny sasany ny tranony mbamin’ny sahany sy ny vehivavy koa; fa hatsotrako amin’ny mponina amin’ny tany ny tanako, hoy NY TOMPO.
Jereo ny toko