dia i Tsefanià zanakalahin’i Tahata sy zafin’i Asiry sy zafiafin’i Abiasafa sy zafin-dohalik’i Kôra
Eksodosy 6:21 - DIEM PROTESTANTA Ny zanakalahin’i Jitsehara dia i Kôra sy i Nefega ary i Zikrỳ. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary ny zanakalahin’i Jizara dia i Kora sy i Nefega ary i Zikry. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ny zanakalahin’i Jitsehara dia i Kôra sy i Nefega ary i Zikrỳ. Baiboly Katolika Zanaka lahin’Isaara: i Kôre, i Nefaga ary i Zekri. Baiboly Protestanta Malagasy Ary ny zanakalahin’i Jizara dia Kora sy Nafega ary Zikry. Malagasy Bible Ary ny zanakalahin'i Jizara dia Kora sy Nafega ary Zikry. La Bible en Malgache Ary ny zanakalahin’i Jizara dia i Kora sy i Nefega ary i Zikry. |
dia i Tsefanià zanakalahin’i Tahata sy zafin’i Asiry sy zafiafin’i Abiasafa sy zafin-dohalik’i Kôra
ary nanarakaraka azy indray dia i Hamasià, zanakalahin’i Zikry sady nanolo-tena an-tsitrapo ho an’ny TOMPO, mpifehy lehilahy maherifo nisy andiany roanjato.
Ny zanakalahin’i Kôra dia i Asira sy i Elkanà ary i Abiasafa; ireo no razamben’ny tarika kôrahita.
I Kôra zanakalahin’i Jitsehara dia levita taranak’i Kehata; nitarika an’i Datàna sy i Abirama zanakalahin’i Eliaba, ary i Ôna zanakalahin’i Peleta izay samy taranak’i Reobena izay
Nisokatra ny tany ka nitelina azy ireo mbamin’ny fianakaviany ary koa nitelina an’i Kôra sy ny olony rehetra mbamin’ny fananany rehetra.