Nomery 16:1 - DIEM PROTESTANTA1 I Kôra zanakalahin’i Jitsehara dia levita taranak’i Kehata; nitarika an’i Datàna sy i Abirama zanakalahin’i Eliaba, ary i Ôna zanakalahin’i Peleta izay samy taranak’i Reobena izay Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20111 Ary nitsangana nanohitra an’i Mosesy i Kora, zanak’i Jizara, zanak’i Kehata, zanak’i Levy sy i Datana, ary i Abirama, zanak’i Eliaba, sy i Ona, zanak’i Peleta, izay samy taranak’i Robena, Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara1 I Kôra zanakalahin’i Jitsehara dia levita taranak’i Kehata; nitarika an’i Datàna sy i Abirama zanakalahin’i Eliaba, ary i Ôna zanakalahin’i Peleta izay samy taranak’i Reobena izay Jereo ny tokoBaiboly Katolika1 I Kôre, zanak’i Isaara, zanak’i Kaata, zanak’i Levỳ, miaraka amin’i Datàna sy i Abirôna, zanak’i Eliaba, ary i Hôna, zanak’i Feleta, izay zana-dRobena, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy1 ARY Kora, zanak’i Jizara, zanak’i Kehata, zanak’i Levy, ary Datana sy Abìrama, zanak’i Eliaba, sy Ona, zanak’i Peleta, izay samy taranak’i Robena, dia nandrendri-bahoaka, Jereo ny tokoMalagasy Bible1 Ary Kora, zanak'i Jizara, zanak'i Kehata, zanak'i Levy, ary Datana sy Abìrama, zanak'i Eliaba, sy Ona, zanak'i Peleta, izay samy taranak'i Robena, dia nandrendri-bahoaka, Jereo ny tokoLa Bible en Malgache1 Ary nitsangana nanohitra an’i Mosesy i Kora, zanak’i Jizara, zanak’i Kehata, zanak’i Levy sy i Datana, ary i Abirama, zanak’i Eliaba, sy i Ona, zanak’i Peleta, izay samy taranak’i Robena, Jereo ny toko |