Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 6:22 - DIEM PROTESTANTA

22 dia i Tsefanià zanakalahin’i Tahata sy zafin’i Asiry sy zafiafin’i Abiasafa sy zafin-dohalik’i Kôra

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

22 zanakalahin’i Tahata, zanakalahin’i Asira, zanakalahin’i Ebiasafa, zanakalahin’i Kora,

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

22 dia i Tsefanià zanakalahin’i Tahata sy zafin’i Asiry sy zafiafin’i Abiasafa sy zafin-dohalik’i Kôra

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

22 zanak’i Tahata zanak’i Asira zanak’i Abiasafa

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

22 zanakalahin’i Tahata, zanakalahin’i Asira, zanakalahin’i Ebiasafa, zanakalahin’i Kora,

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

22 zanakalahin'i Tahata, zanakalahin'i Asira, zanakalahin'i Ebiasafa, zanakalahin'i Kora,

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

22 zanakalahin’i Tahata, zanakalahin’i Asira, zanakalahin’i Ebiasafa, zanakalahin’i Kora,

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 6:22
9 Rohy Ifampitohizana  

Ireto àry no mpanatontosa izany fanompoana izany ombàn’ny antokom-pihirany: Avy amin’ny taranak’i Kehata: i Hemàna mpiventy hira, zanakalahin’i Jôela sy zafin’i Samoela


Ireto avy no anaran’ny zanakalahin’i Gersôna: i Libnỳ sy i Simehỳ.


sy zafin-dohalik’i Elkanà sy zafin-kitrokelin’i Jôela sy zafim-paladian’i Hazarià ary zafin-dorian’i Tsefanià,


sy zafin-kitrokelin’i Jitsehara sy zafim-paladian’i Kehata ary zafin-dorian’i Levỳ, dia i Levỳ zanakalahin’i Jakôba.


Taranak’i Kehata: i Jitsehara zanakalahin’i Kehata, i Kôra zanakalahin’i Jitsehara, i Asiry zanakalahin’i Kôra


Tao amin’ny tahirin-kiran’ny filohan’antoko-mpihira. Tononkalo fananarana nataon’ny terak’i Kôra.


Ny zanakalahin’i Jitsehara dia i Kôra sy i Nefega ary i Zikrỳ.


Ny zanakalahin’i Kôra dia i Asira sy i Elkanà ary i Abiasafa; ireo no razamben’ny tarika kôrahita.


Tao Ramà, tany amin’ny faritra be tendrombohitra any Efraîma, dia nisy lehilahy anankiray anisan’ny taranak’i Tsofo. Io lehilahy io dia natao hoe Elkanà, zanak’i Jerohama, zafikelin’i Elihò, zafiafin’i Tôhò ary zafindohalik’i Tsofo.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra